|
|
|
|

Entrée1 mamely rarangy
Mots élémentaires  2mamely, 3rarangy
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonymes  6manao rarangy, mikatroka rarangy

Mis à jour le 2025/09/12